|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atsimo atsinanana
Singan-teny  2 atsimo, 3 atsinanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Tsy vitan' izay ny amin' ny Arabo fa tonga taty atsimo atsinanana koa izy [2.366#9]
6  Foko avy tany atsimo atsinanan' i Madagasikara no niavian' ny Bara sy ny Filoha nitarika azy [2.508#274]
Voambolana  7  Toerana

Teny iditra (2/2)8  Atsimo Atsinanana
Singan-teny  9 atsimo, 10 atsinanana
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12 faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa [3.1]
Voambolana  13  Pôlitika
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  35  Ny faritra roa ambin' ny roapolo
Sary 

Fivaditsoratra  Atsimo Atsinanana, atsimo atsinanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21